Entrée |
minaikanaika
(naikanaika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miteny na manao zavatra amim-panaovana mosalahy, amin-kasahiana be loatra, amim-pihamboana sy fireharehana: Ninaikanaika loatra izy ka tsy mahagaga raha voa [1.1]
|
Explications en anglais | To pretend to commit a daring act [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
minaikanaika |
Passé : |
ninaikanaika |
Futur : |
hinaikanaika |
Impératif : |
minaikanaikà |
|
|
Entrée |
minaikanaikà
(naikanaika)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif minaikanaika
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|