Entrée | 1 manafoana |
Radical | 2 foana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.64#105] mamafa ho toy ny tsy misy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to empty; to abolish, to bring out to naught |
Explications en français |
6 [1.8] vider; abolir, anéantir 7 [1.64.fr#105] annuler |
Exemples |
8 Tsy afaka manafoana ny sekoly teo am-pelatanan' ny Misiona i Galliéni; [2.285#] 9 Tsy manafoana ny zava-bita izy akory fa manafoana fotsiny ny vokany eo anatrehan' ny lalàna. [4.27#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |