Entrée (1/2) | 1 manafintohina |
Radical | 2 tafintohina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika |
Explications en anglais |
5 [1.7] to trip; to give offense |
Explications en français |
6 [1.3] faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas scandaliser, irriter 7 [1.8] faire broncher; scandaliser |
Exemples |
8 Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4#] 9 Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#] 10 Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 15 manafintohìna |
Radical | 16 tafintohina |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manafintohina [Liste complète] |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |