|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manasitrana
Radical  2  sitrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy
Explications en anglais  5  [1.7] to heal
Explications en français  6  [1.8] guérir
Exemples  7  Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#]
Vocabulaire  8  Santé
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mampanaritra, manala, manafaka

Entrée (2/2)14  manasitràna
Radical  15  sitrana
Partie du discours  16  impératif du verbe actif manasitrana [Liste complète]

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21