|
|
|
|

Entrée1  mampody vady
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
mampiverina indray ny vady nisintaka
manao fanambadiana tsotra, tsy malaza
Explications en anglais  4  [1.2] to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband
5  [1.7] to bring one's wife back after almost separating
Explications en français  6  [1.3] rappeler son épouse qui été séparée
épouser une femme sans aucune solennité extérieure
7  [1.8] ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés
Mots élémentaires  8  mampody, vady

Mis à jour le 2024/12/07