|
|
|
|

Entrée1  mampody vady
Mots élémentaires  2  mampody, vady
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
5  mampiverina indray ny vady nisintaka
6  manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [1.1]
Explications en anglais  7  to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
8  to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [1.2]
9  to bring one's wife back after almost separating [1.7]
Explications en français  10  rappeler son épouse qui été séparée
11  épouser une femme sans aucune solennité extérieure [1.3]
12  ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [1.8]

Mis à jour le 2023/04/16