|
|
|
|

Entrée1  mamosaka
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza
Explications en anglais  4  [1.7] to reveal, to bring into view; to propose an idea
Explications en français  5  [1.8] révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet
Exemples  6  [2.298#] Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
Radical  7  posaka
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  manaposaka
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mamosaka

Anagrammes  15  mamasoka, mamosaka, somamàka

Mis à jour le 2025/01/21