Entrée | manaposaka (posaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | mamosaka | ||||||||
Anagrammes | manaposaka, mpanasaoka, mpanasoaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |