|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamofona
Radical  2  fofona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro
Explications en anglais  5  [1.7] to smell bad
Explications en français  6  [1.8] sentir mauvais
Exemples  7  ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436#]
8  mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mamona
Radical  14  fofona
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mamofona [Liste complète]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21