|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamitrana
Radical  2 vitrana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto
9 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy [1.1]
Explications en anglais  10 to sew together by the edges; to join lengthwise [1.7]
Explications en français  11 coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur [1.8]
Exemples  12  Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky [2.996#]

Entrée (2/2) 13  mamitràna
Radical  14 vitrana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mamitrana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  mamitrana, mamitràna

Mis à jour le 2026/08/15