Entrée (1/2) | 1 mamiravira |
Radical | 2 viravira |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay |
Explications en anglais |
5 [1.7] to tear, to rend |
Explications en français |
6 [1.8] tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer |
Exemples |
7 Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy. [2.928#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mamiravirà |
Radical | 13 viravira |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mamiravira [Liste complète] |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |