|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamiko
Radical  2  hamy
Partie du discours  3  adjectif mamy et pronom
Exemples  4  dia sitrako, ry ambanilanitra, dia mamiko, ry ambanilanitra [2.48#1116]
5  Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; ary mamiko ny torimasoko [2.996#30:031:026/Jeremia 31:26]
Titres  6  Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (Rajemisa-Raolison Régis)
7  Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)

Entrée (2/2)8  mamiko
Partie du discours  9  verbe actif
Explications en malgache  10  mikapoka amin'ny tady [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  11  kamoim, mamiko, mamoky

Mis à jour le 2024/07/30