Entrée (1/2) | 1 mamikavika |
Radical | 2 vikavika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1] |
Explications en anglais |
5 to tack or baste with large stitches [1.7] |
Explications en français |
6 faufiler [1.8] |
Exemples |
7 Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana. [2.499#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 mamikavikà |
Radical | 14 vikavika |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mamikavika [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Explications en français |
17 [1.3] |
Anagrammes | 18 amikavikam, mamakivaky, mamikavika, mamikavikà |
Mis à jour le 2023/09/13 |