Entrée 1/2 mamatra (fatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamantatra ny haben-javatra (rano na voa) amin' ny famarana: Mamatra ny tsaramaso hovidiny ao an' efitra ao Rabe
Mandoa: Mbola mamatra ny volako izy
Mandray: Efa namatra ny volanao ve ianao [1.1]
Explications en anglais To measure in a rice measure or in a basket. [1.2]
 To measure in a container [1.7]
Explications en français Mesurer avec une mesure de capacité [1.8]
Exemples Ka manendry ny lanjan' ny rivotra ary mamatra ny rano amin' ny famarana. [2.996]
Morphologie 
Présent : mamatra
Passé : namatra
Futur : hamatra
Impératif : mamara
Proverbes 

Entrée 2/2 mamatra
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] Mamarana [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20