Entrée (1/2) | 1 mamarina |
Radical | 2 varina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady" Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mamarina |
Radical | 10 vary |
Partie du discours | 11 impératif du verbe actif mamary [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Tambahoaka]
manomboha! |
Anagrammes | 13 amarinam, amiranam, mamarina, mamirana, namairam |
Mis à jour le 2025/01/21 |