|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hamarina
Radical  2  hamatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1]
Explications en français  5  Qu’on bande avec des éclisses [1.3#210]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10  hamarana

Entrée (2/2)11  hamarina
Radical  12  marina
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1]

Anagrammes  15  aniraham, hamairan, hamarany, hamarina, hamirana, hanairam, hanariam, hianaram, hiaranam, iharanam, maharina, manahira, maniraha, miharàna, miharana, mirahana, nahariam, niaraham, Ramanahy

Mis à jour le 2023/02/14