Entrée (1/2) | 1 mamankona |
Radical | 2 vankona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [1.1] |
Explications en anglais |
5 to plane wood [1.7] |
Explications en français |
6 raboter [1.8] |
Exemples |
7 Raha mandany fotoana be loatra ny mamankona na ny manatsofa, sao mety ny mitady fomba hialana amimny asa mandany andro ka hanaovana ny asa vaky raoka rehetra toy ireny amin' ny alalan' ny milina? [2.356#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mamankòna |
Radical | 13 vankona |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mamankona |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Tableaux et planches |
17 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 18 mamankona, mamankòna, mamankona, mamankòna |
Mis à jour le 2023/01/20 |