Entrée | 1 malotoloto |
Radical | 2 lotoloto |
Partie du discours | 3 adjectif |
Allégation |
4 5 6 7 8 9 10 |
Exemples |
11 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy. [2.332#] 12 Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324#] 13 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |