|
|
|
|

Entrée1  malefaka
Radical  2  lefaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
5  Malemilemy: Feo malefaka
6  Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
7  Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka [1.1]
Explications en anglais  8  pliant, supple; easy going, gentle
9  not too strong (of beverages) [1.7]
Explications en français  10  souple; calme
11  pas trop fort (se dit des boissons) [1.8]
Exemples  12  hazo malefaka koa ny andrarezina. [2.69]
13  hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika. [2.529]
14  Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka. [2.5]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Dérivés 
18  Verbes actifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot malefaka

Anagrammes  29  falamake, malefaka

Mis à jour le 2023/01/20