|
|
|
|

Entrée1 maitso lafika
Mots élémentaires  2maitso, 3lafika
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5enti-milaza ny zaza fatra-panditsaka am-pandriana ka zary maitso hatrany amin' ny lafi-pandriana; ilazana ny ankizy mpivoaka am-pandriana (noho ny lafika na kidoro andriany tonga maitso fa lena lava). [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12