|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahiratra (hiratra)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra [1.1]
4  Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina [1.1]
5  Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1]
Explications en anglais  6  To have one's eyes open; to be able to see [1.7]
Mots composés 

Entrée (2/2)8  mahiratra
Partie du discours  9  verbe actif
Explications en malgache  10  Mitandrina [1.78]

Anagrammes  11  maharitra, mahiratra, miharatra

Mis à jour le 2023/08/11