Entrée mahay mandray olona
Partie du discours locution
Allégation Mot ou locution vu dans: tsara fanahy
Exemples Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [2.5]
Mots élémentaires mahay ; mandray ; olona

Mis à jour le 2023/06/18