Entrée | 1 mahavatra |
Radical | 2 vatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy 5 Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1] |
Explications en anglais |
6 to support, to endure; to carry through [1.7] |
Explications en français |
7 supporter, endurer; persévérer [1.8] |
Exemples |
8 Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381#] 9 Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mahavatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |