|
|
|
|

Entrée1  mahatonga
Radical  2  tonga
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho
5  Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy
6  Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta
7  Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao amin' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [1.1]
8  miteraka [1.13]
Explications en anglais  9  to bring to, to cause to come, to make to be [1.2#661]
Explications en français  10  Porter à, conduire jusqu’à, faire devenir, rendre, causer, suffisant pour porter: Tsy nahatonga ny entana hatreto aho (Je n'ai pas pu porter le paquet jusqu’ici) ~ Tsy nahatonga ilay olona aho (Je n'ai pas pu conduire cet homme) ~ Ny fianarana no nahatonga ny zanakao ho hendry (L'étude a rendu votre enfant sage) ~ Mahatonga aretina ny fahalotoana (La malpropreté cause des maladies) ~ Tsy mahatonga any Mojanga ity vola ity (Cet argent ne suffit pas pour arriver jusqu'à Mojanga) ~ Tsy mahantonga entana ity bao ity (Ce bois ne suffit pas pour porter le paquet) [1.3#724]
11  provoquer [1.13]
Exemples  12  Inona moa no mahatonga izany? [2.59#]
13  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117#]
14  Ka mahatonga anay ho amin' ny anton-dianay androany. [2.245#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mahatonga

Anagrammes  20  mahatango, mahatonga, mangataho

Mis à jour le 2023/01/20