Entrée | 1 maharenina |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahatonga harenina Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy a! (maharenina ny saina ny tabataba ataonareo ka aoka izay! ) |
Explications en anglais |
4 [1.7] deafening |
Explications en français |
5 [1.3] qui rend sourd, qui fait un vacarme assourdissant ennuyeux, importun Ce mot sert aussi d'impératif et signifie : Tais-toi (parce que tu assourdis) 6 [1.8] assourdissant 7 [1.5] silence! |
Exemples |
8 [2.5] Nisafotofoto tamin' izay ny zava-boahary, fa injany ny fisiokan' ny fanitso nentin' ny rivotra sy ny fidaboky ny trano nianjera no toy ny kotro-baratra akaiky, tsy manam-pijanonana sady mitovy tantana maharenina. |
Radical | 9 renina |
Anagrammes | 10 hanaremany, maharenina, namerahany |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |