|
|
|
|

Entrée1  lohahevitra
Mots élémentaires  2  loha, hevitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] ny ventin-teny halahatra
Explications en anglais  5  [1.7] a point in discussion
Explications en français  6  [1.8] l'essentiel de la discussion, le thème
Exemples  7  [1.368#] Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra.
8  [2.285#] Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra.
9  [1.369#] Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07