Entrée | 1 loahana |
Radical | 2 loaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to have a hole made in it. cf.lavaka [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on troue [1.8] |
Exemples |
7 Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ahalano, aholaña, analaho, analoha, anolaha, halanao, hanoala, haolàña, haolana, loahana |
Mis à jour le 2024/01/12 |