Entrée |
lempona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza toerana na faritra iva noho ny manodidina azy, lesoka: Misa lempona eo amin' ny saokan' itỳ zaza itỳ / Lempona ny faritany misy anay ka manevokevoka aoka izany [1.1]
|
| Faritra boribory miletsy noho ny asan'ny rano any amin'ny tany sokay [1.13]
|
Explications en anglais | A concavity, a hollow [1.7]
|
Explications en français | Terrain bas [1.8]
|
| Doline [1.13]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Analogues |
deboka |
Proverbes |
|
Entrée |
lempona
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Miendrika lovia [1.13]
|
Explications en anglais | Concave, hollow; low-lying [1.7]
|
Explications en français | Creux, enfoncé [1.8]
|
| Concave [1.13]
|
Mots composés |
|
Analogues |
kaoka |
|
Entrée |
Lempona
(lempona)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -20.6833333, 47.6666667
|
Toponymie | lempona |
|