Entrée | 1 lasam-binany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] |
Exemples |
4 Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#] |
Synonymes | 5 lasam-borona |
Mots élémentaires | 6 lasa, vinany |
Mis à jour le 2023/10/24 |