Entrée | 1 laoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka 4 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka] hazandrano |
Explications en anglais |
5 [1.2] any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] 6 [1.7] meat, fish, vegetables, etc eaten with rice |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on mange avec le riz |
Exemples |
8 Inona izao no laoka hatao eo! [2.4] 9 Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356] 10 laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245] 11 Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot laoka |
Anagrammes | 22 |
Mis à jour le 2025/01/21 |