Entrée | 1 korana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Sihanaka]
[koraña] resaka, korankorana, resadresaka 4 [1.1] Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava |
Explications en anglais |
5 [1.7] pleasant conversation |
Explications en français |
6 [1.8] causerie joyeuse |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot korana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |