Entrée | 1 kopaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fihefahefan' ny zavatra; fanetsiketsehan' ny vorona ny elany rehefa manidina; fivoha sy fihidin' ny varavarana; fihetsiketsiky ny ravina tsofin' ny rivotra; lafiny mihodina amin' ny varavarana: Misy kopa-droa ny varavaranay [1.1] |
Explications en anglais |
4 a flapping [1.7] |
Explications en français |
5 action de s'agiter comme les ailes d'un oiseau [1.8] |
Exemples |
6 Avy eo izy vao nanao ilay iray, izay toa kopaka sy zara fa vita fotsiny no nanaovany azy. [2.472#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 akapok, akopak, kapôka, kapoka, kopaka |
Mis à jour le 2023/07/31 |