Entrée | 1 akopaka (kopaka) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vovoka 4 Ahofahofa: Akopaky ny rivotra ny sain eny an-tampon' i Manjakamiadana 5 Asaina mihodina: Akopaky ny rivotra ny varavarana [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be flapped, as wings; to be waved [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on agite, qu'on secoue (comme les ailes d'un oiseau ou comme un mouchoir) [1.8] |
Exemples |
8 hoy Raozy, nefa nakopany ihany ilay lamba. [2.499] 9 akopaka sy faohina izy daholo; [2.48] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 akapoka, akopaka, kapaoka, kapoaka |
Mis à jour le 2023/01/19 |