|
|
|
|

Entrée1  kômitỳ
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1][komitỳ] Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
Explications en anglais  4  [1.7][komìty] a committee
Explications en français  5  [1.3][komitỳ] comité
6  [1.8][komìty] comité
Exemples  7  Dia ny tenako no notendren' ny Komity [2.356#187]
8  ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16]
9  Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]
Morphologie 
10  Simple :
Autres orthographes  11  kaomity
Analogues  12  vaomiera, vaomiera
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21