Entrée | 1 vaomiera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka |
Explications en français |
4 [1.13] commission |
Exemples |
5 [2.606#61] vaomieran'ny Toekarena 6 [4.27#2006/08/25] Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany 7 [1.320] Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 9 voamiera |
Synonymes | 10 komisiona |
Anagrammes | 11 vaomiera, voamiera |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |