|
|
|
|

Entrée1  kolontsaina
Mots élémentaires  2  kolo, saina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.13] fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra
5  [1.62#625] fitambaran' ny fomba amam-panao vokatry ny fandinihana sy fisainana ka iraisana sy ifampitaizana ary ifandovana ao amin' ny fiarahamonina: Azo amaritana fiarahamonina iray ny kolontsaina miaina sy iainany
fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalana vokatry ny fikatsaham-pivoarana sy fandrosoana
Explications en français  6  [1.13] culture
Exemples  7  [2.445#85] Dia izay no nisarahan' ireto kolontsaina roa ireto.
8  [1.320] ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina;
9  [4.27] Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany.
10  [2.528] Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory.
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/07