|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kolejy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tany aloha: 1) Fianarana ambony: Taona inona ianao no niditra tao amin' ny Kolejy? 2) Mpianatra amin' ny kolejy: Kolejy nahay zavatra Itompokolahy
Ankehitriny: Trano fianarana misy ambaratonga faharoa ka hatramin' ny kilasy faharoa no ho miakatra
Explications en anglais  4  [1.7] a college
Explications en français  5  [1.8] collège
Exemples  6  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy [2.649]
7  Fagereng, misionera loterana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe [2.356]
8  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara [2.499]
Vocabulaire  9  Education
Mots composés 

Entrée (2/2)12  kolejy
Partie du discours  13  adjectif
Explications en malgache  14  [1.78] [Tambahoaka] kalita
Exemples  15  Capsey mivady hampianatra ao amin' ny kolejy. [2.649]
16  Fagereng, misionera lote-rana, Talen' ny kolejy tao Antsirabe; [2.356]
17  Toa Profesora any amin' ny kolejy ambony no fijeriko an' Ingahy Fara. [2.499]

Mis à jour le 2024/12/07