Entrée | 1 kobaka am-bava, volana hatenda |
Mots élémentaires | 2 kobaka am-bava, volana hatenda |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [1.1] |
Exemples |
5 Ka aoka izay, Andriamatoa, hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava, ka hatretsy no ho miakatra ihany. [2.69] 6 maty aho ray vahoaka fa nilazan'olona ny kobaka am-bava ny volana an-tenda ka ny vavany nalefaka androtr'izay no namoizako ny ahy tsy foiko [2.131] 7 ka aoka izay Andriamatoa hianao mpanao volana an-tenda sy kobaka am-bava [2.131] |
Mis à jour le 2023/11/20 |