Entrée | 1 kizaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana |
Explications en anglais |
4 [1.7] reproach, mockery |
Explications en français |
5 [1.3#341, 1.8] reproche, raillerie 6 [1.3#341] moquerie, mépris. critique |
Exemples |
7 Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny. [2.643#] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |