Entrée | 1 kizahina |
Radical | 2 kizaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be mocked |
Explications en français |
6 [1.3#342, 1.8] qu'on ridiculise 7 [1.3#342] Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène |
Exemples |
8 Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina; [2.69#] 9 Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |