Entrée (1/5) | 1 kitro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny fipetraky ny vatom-panorona eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy. |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/5) | 14 kitro |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.1] Faritra mafimafy mamarana ny tongotry ny biby, toy ny omby, soavaly... izay ahafahany mandeha amin' ny vato: Tsy mivaky toy ny an' ny omby ny kitron-tsoavaly 17 [1.13] faritra mafy mamarana ny tongotry ny biby mihinana ahitra |
Explications en anglais |
18 [1.7] a hoof |
Explications en français |
19 [1.3, 1.19, 1.8] sabot des animaux 20 [1.13] sabot |
Vocabulaire |
21 Zoologie: (en général) |
Mots composés |
|
Entrée (3/5) | 23 kitro |
Partie du discours | 24 nom |
Explications en malgache |
25 [1.1] Zavatra toy ny holatra maniry eo amin' ny tanana miasa mafy noho ny fitanana angady, ohatra, na eo amin' ny tongotra noho ny tongotra mikiraro: Efa maniry kitro mihitsy ny tanako amin' ny asa tany nataoko omaly Loto efa mandry ka tonga mafy amin' ny vody nify. |
Explications en anglais |
26 [1.7] a callus or corn |
Explications en français |
27 [1.3] callosité 28 [1.3] tartre des dents 29 [1.54] durillon |
Vocabulaire |
30 Biologie |
Synonymes | 31 kotro |
Mots composés |
|
Entrée (4/5) | 35 kitro |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en malgache |
37 [1.78] [Taisaka]
angady kely 38 [1.78] [Bara] angady tonta, angady montro 39 [1.78] [Tanosy] lefona |
Entrée (5/5) | 40 kitro |
Partie du discours | 41 nom |
Explications en malgache |
42 [1.78] [Taisaka]
zafindohalika |
Vocabulaire |
43 Rapports: famille |
Anagrammes | 44 |
Mis à jour le 2025/01/21 |