Entrée |
kisoa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
|
Explications en anglais | A pig [1.7]
|
Explications en français | Porc [1.54]
|
| Porc, cochon [1.8]
|
Exemples |
1 | Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa.
[2.69]
|
2 | Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana.
[2.499]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Origine | Français: cochon.
|
Proverbes |
Articles |
|