|
|
|
|

Entrée (1/3)1  kirihitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en français  3  très petit, menu [1.3#335]
4  désignant tout ce qui est petit, menu [1.196]

Entrée (2/3)5  kirihitra
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [1.1]
8  hazo madinika sy akata mifandringitra [1.13]
Explications en anglais  9  shrubs, brush, bushes [1.7]
Explications en français  10  broussailles
11  marmaille [1.3]
12  arbrisseaux, broussailles [1.8]
13  fourré, taillis [1.13]
Exemples  14  Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [2.48]
15  Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499]
Vocabulaire  16  Botanique: (en général)
Synonymes  17  kirihitr' ala
Mots composés 
Titres 

Entrée (3/3)20  Kirihitra
Mots élémentaires  21  kirihitra
Partie du discours  22  nom propre (titre de livre)
Vocabulaire  23  Littérature: livres
Auteur  24  Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa

Anagrammes  25  Kirihitra, kirihitra, Kirihitra, kirihitra

Mis à jour le 2023/06/17