|
|
|
|

Entrée1  kalesy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika
Explications en anglais  4  [1.7] a horse-drawn carriage; a railroad carriage
Explications en français  5  [1.8] calèche; wagon de chemin de fer
6  [1.13] calèche, voiture, chariot
Exemples  7  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
8  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
9  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Vocabulaire  10  Transports
Mots composés 
Article  16  Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21