|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kalalao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka)
Explications en anglais  4  [1.7] a cockroach
Explications en français  5  [1.8] cancrelas, blatte, cafard
Exemples  6  ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395#]
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Synonymes  8  kadradraka, kalabe
Phytonymes 
Toponymes 
Article  11  Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)12  Kalalao
Mots élémentaires  13  kalalao
Partie du discours  14  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  15  Géographie: agglomérations

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21