|
|
|
|

Entrée1  jorovelondranahary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10#J161] omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina
Mots élémentaires  4  joro, velona, Nanahary

Mis à jour le 2024/12/26