Entrée izy
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitsoRaha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1]
Explications en anglais He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2]
 He, she, it [1.7]
Explications en français Il, elle, lui, le, la [1.3]
 Il, elle [1.5]
 Il, elle [1.8]
Explications en italien Egli; ella [1.18]
Mots composés 
Titres Izy mirahavavy
Izy telo mirahavavy
Izy mirahalahy
Analogues  izy ireo
  azy ~ -ny
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/08/01