Entrée izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Partie du discours locution
Explications en malgache Na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo [1.1]
Mots élémentaires izay, rehetra, aleha, maneno, sahona, avokoa

Mis à jour le 2023/06/18