|
|
|
|

Entrée1  izany hoe
Mots élémentaires  2  izany, hoe
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota
Explications en anglais  5  [1.7] that is to say
Explications en français  6  [1.8, 1.13] c'est-à-dire
7  [1.13] i.e.; id est
Exemples  8  izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285#201]
9  mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4#20]
10  veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314#41]
11  Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Mis à jour le 2024/12/07