|
|
|
|

Entrée1  ise
Partie du discours  2  pronom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes relatifs :
5  Noms :
6  Adjectifs :
Explications en malgache  7  Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1]
Explications en anglais  8  used familiarly for You, You sir. [1.2]
9  you (singular) used familiarly between men [1.7]
Explications en français  10  tu [1.8]
Explications en italien  11  tu [1.18]
Tableaux et planches  12  Tous les pronoms
13  Tous les pronoms

Anagrammes  14  ise, sie

Mis à jour le 2020/07/31